Salamo 148 : 13 - http://www.baiboly.org/
VONJY : Ny Anaranao
Anarana hafakely sy miavaka, ny anaran’ilay Tompoko
Antsoina foana rehefa hivavaka, manala ny gadra ao am-po
Ny olana ‘zay miseho amin’ny fiainako, dia samy maivana avokoa
Raha vao tononiko ilay Anarany, dia momba ny Heriny.
Fiv. :
Hôsana ho Anao, ry Mpanjakako
Fa tsy hay ampitahaina ry Tompo
Izany fahalebeazan’ny Herinao
Deraina Ianao, ry Mpanjakako
Fa ny fahalemeko noho ny Herinao dia isehoan’ny Voninahitrao
F’ilay satana mandositra avy hatrany, raha vao mandre ny Anarany
Isika koa afaka ny miantso izany, fa hiseho ny Heriny.
Fiv…
Nefa tsy mba natao fianianana
Na antsoina fahatany ny Anarany
Fa masina (x3) Jehovah Ray.

Catégorie
🎵
Musique